AHOANA ARY??????

Nampidirin'i narnia123 | 14 Aog, 2006

Mahafinaritra ny mahita antsika malagasy manoratra eto amin'ity blaogy ity ,manantaleta avokoa ny akamaroany dia  mba te hanandrana koa aho izany e! sambatra isika malagasy fa manana ny teny ndrazana manokana ho antsika ary izay no mahafaly ahy satria miavaka ao anatin'ny maro isika .teny miavaka satria tokana tsy misy mpanana o!Marina fa  sahirana ny malagasy ara bola manoloana ny  firenena sasany fa kosa tsy ambaka ny hafa izy ra ara kolotsaina sy ara -pomba maro samihafa.

 

1012173100

Tonga soa narnia123!

Nampidirin'i narnia123 | 14 Aog, 2006
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.